1 Chronicles 23:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Simey dia i Selomota sy i Haziela ary i Harana; telo izy ireo. Ireo no lohany tamin’ny fianakavian’i Ladana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Semeià: i Salômita, i Hoziela ary i Aràna, telo izy. Ireo no loham-pianakaviana, avy amin’i Leedàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Telo no zanakalahin’i Simehỳ: dia i Selômita sy i Haziela ary i Haràna, izay samy nanjary lohany tamin’ireo fianakaviana avy amin’i Lahadàna.
Malagasy Bible 1865
Ny zanakalahin'i Simey dia Selomota sy Haziela ary Harana; telo izy. Ireo no lohany tamin'ny fianakavian'i Ladana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Simey dia i Selomota sy i Haziela ary i Harana; telo izy ireo. Ireo no lohany tamin’ny fianakavian’i Ladana.
malagasy
Ny zanakalahin'i Simey dia Selomota sy Haziela ary Harana; telo izy. Ireo no lohany tamin'ny fianakavian'i Ladana.