1 Chronicles 24:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ny taranak’i Arona dia izao no nizarana azy ho antokony: Ny zanakalahin’i Arona dia i Nadaba, i Abiho, i Eleazara ary Itamara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ny taranak’i Aarôna, dia izao no antokony, zanaka lahin’i Aarôna: i Nadaba, i Abiò, i Eleazara sy i Itamara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ireo taranak’i Aharôna dia nisy fitsinjarana azy ho antokony. Ny zanakalahin’i Aharôna dia i Nadaba sy i Abihò ary i Elehazara sy i Itamara.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ny taranak'i Arona dia izao no nizarana azy ho antokony: Ny zanakalahin'i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ny taranak’i Arona dia izao no nizarana azy ho antokony: Ny zanakalahin’i Arona dia i Nadaba, i Abiho, i Eleazara ary Itamara.
malagasy
[Ny nizarana ny mpisorona ho efatra amby roa-polo toko] Ary ny amin'ny taranak'i Arona dia izao no nizarana azy ho antokony: Ny zanakalahin'i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara;