1 Chronicles 24:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Nadaba sy i Abiho dia maty talohan’ny rainy sady samy tsy nanan-janaka, koa dia i Eleazara sy Itamara no nanao raharaha fisoronana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Nadaba sy i Abiò, maty talohan-drainy, tsy nitera-dahy, ary i Eleazara sy i Itamara nanao ny raharahan’ny fisoronana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maty talohan-drainy sady tsy nanan-janaka i Nadaba sy i Abihò; koa dia i Elehazara sy i Itamara no nanao ny raharaha maha mpisorona.
Malagasy Bible 1865
fa Nadaba sy Abiho dia maty talohan-drainy sady samy tsy nanan-janaka, koa dia Eleazara sy Itamara no nanao fisoronana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Nadaba sy i Abiho dia maty talohan’ny rainy sady samy tsy nanan-janaka, koa dia i Eleazara sy Itamara no nanao raharaha fisoronana.
malagasy
fa Nadaba sy Abiho dia maty talohan-drainy sady samy tsy nanan-janaka, koa dia Eleazara sy Itamara no nanao fisoronana.