1 Chronicles 24:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy i Mosy; ny zanakalahin’i Jazia dia i Beno.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Merarỳ: i Moholỳ sy i Mosỳ; zanaka lahin’i Merarỳ tamin’i Oziao zanany: i Saama, i Zakora ary i Hebrỳ.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ ary i Jahazià.
Malagasy Bible 1865
Ny zanakalahin'i Merary dia Maly sy Mosy; ny zanakalahin'i Jazia dia Beno.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy i Mosy; ny zanakalahin’i Jazia dia i Beno.
malagasy
Ny zanakalahin'i Merary dia Maly sy Mosy; ny zanakalahin'i Jazia dia Beno.