1 Chronicles 24:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Davida sy i Zadoka, isan’ny taranak’i Eleazara, sy i Ahimeleka, isan’ny taranak’Itamara, dia nizara azy araka ny antokony sy ny fanompoany avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Davida, i Sadôka taranak’i Eleazara, sy i Akimeleka taranak’i Itamara, dia nizarazara ny taranak’i Aarôna ho antokotokony arakaraka ny fanompoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tatỳ aoriana, dia i Davida sy i Tsadôka taranak’i Elehazara mbamin’i Ahimelèka taranak’i Itamara, no nitsinjara ireo taranak’i Aharôna ho antokony araka ny tandrifin’ny fanompoany avy.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida sy Zadoka, isan'ny taranak'i Eleazara, sy Ahimeleka, isan'ny taranak'Itamara, dia nizara azy araka ny antokony sy ny fanompoany avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Davida sy i Zadoka, isan’ny taranak’i Eleazara, sy i Ahimeleka, isan’ny taranak’Itamara, dia nizara azy araka ny antokony sy ny fanompoany avy.
malagasy
Ary Davida sy Zadoka, isan'ny taranak'i Eleazara, sy Ahimeleka, isan'ny taranak'Itamara, dia nizara azy araka ny antokony sy ny fanompoany avy.