1 Chronicles 24:31 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo dia mba nanao antsapaka tahaka ireo rahalahiny, taranak’i Arona, teo anatrehan’i Davida mpanjaka sy i Zadoka ary i Ahimeleka sy ny lohan’ny fianakavian’ny mpisorona ary ny levita: Nanao antsapaka avokoa na ny zokiny na ny zandriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toraka ireo rahalahiny, taranak’i Aharôna, ny levita koa dia mba notsinjaraina fanompoana tamin’ny antsapaka teo anatrehan’i Davida mpanjaka, teo anatrehan’i Tsadôka sy i Abimelèka, ary teo anatrehan’ny loham-pianakavian’ny mpisorona sy ny loham-pianakavian’ny levita: samy natao antsapaka mifanarakaraka na ny fianakavian’ny zokiny na ny fianakavian’ny zandriny.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo dia mba niara-niloka tamin'ny rahalahiny, taranak'i Arona, teo anatrehan'i Davida mpanjaka sy Zadota sy Ahimeleka sy ny lohan'ny fianakavian'ny mpisorona sy ny Levita: niara-niloka avokoa na ny zokiny na ny zandriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo dia mba nanao antsapaka tahaka ireo rahalahiny, taranak’i Arona, teo anatrehan’i Davida mpanjaka sy i Zadoka ary i Ahimeleka sy ny lohan’ny fianakavian’ny mpisorona ary ny levita: Nanao antsapaka avokoa na ny zokiny na ny zandriny.
malagasy