1 Chronicles 24:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taranak’i Eleazara dia maromaro kokoa ny lohan’ny fianakaviana noho ny tamin’ny taranak’Itamara ka nozarainy toy izao izy: Tamin’ny taranak’i Eleazara dia enina amby folo no lohan’ny fianakaviana; ary tamin’ny taranak’Itamara dia valo kosa no lohan’ny fianakaviana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy lohany maromaro kokoa noho ny taranak’i Itamara, ny taranak’i Eleazara, ka dia toy izao no nizarana azy: loham-pianakaviana 16 ny tamin’ny taranak’i Eleazara, ary loham-pianakaviana 8 ny tamin’ny taranak’i Itamara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hita ho maro kokoa ireo lehilahy loham-pianakaviana tamin’ny taranak’i Elehazara noho ny tamin’ny taranak’i Itamara; ka ny taranak’i Elehazara dia notsinjaraina hisy loham-pianakaviana 16, ary ny taranak’i Itamara dia notsinjaraina hisy loham-pianakaviana valo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lohany tamin'ireo, dia tamin'ny taranak'i Eleazara, no maromaro kokoa noho ny tamin'ny taranak'Itamara, ka dia nozarainy toy izao izy: Tamin'ny taranak'i Eleazara dia enina ambin'ny folo no lohan'ny fianakaviana; ary tamin'ny taranak'Itamara dia valo kosa no lohan'ny fianakaviana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taranak’i Eleazara dia maromaro kokoa ny lohan’ny fianakaviana noho ny tamin’ny taranak’Itamara ka nozarainy toy izao izy: Tamin’ny taranak’i Eleazara dia enina amby folo no lohan’ny fianakaviana; ary tamin’ny taranak’Itamara dia valo kosa no lohan’ny fianakaviana.
malagasy