1 Chronicles 24:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Samy nozarazaraina tamin’ny antsapaka avokoa izy rehetra; fa samy mpitandrina ny zava-masina, dia mpitandrina voatendry ho an’Andriamanitra avokoa, na ny avy tamin’ny taranak’i Eleazara, na ny avy tamin’ny taranak’Itamara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy natao tamin’ny filokàna ny fizarazarana azy ireo avy, satria na ny tamin’ny taranak’i Eleazara na ny tamin’ny taranak’i Itamara, dia samy nisy filohany momba ny fitoerana masina, sy filohany amin’ny momba an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy natao antsapaka ny fitsinjarana azy rehetra, satria samy mpiandraikitra ny Toeramasina sy mpiandraikitra ny raharahan’Andriamanitra, na ny avy tamin’ny taranak’i Elehazara na ny avy tamin’ny taranak’i Itamara.
Malagasy Bible 1865
Ary samy nozarazaraina tamin'ny filokana avokoa izy rehetra; fa samy mpifehy masina, dia mpifehy ho an'Andriamanitra avokoa, na ny avy tamin'ny taranak'i Eleazara, na ny avy tamin'ny taranak'Itamara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary samy nozarazaraina tamin'ny filokana avokoa izy rehetra; fa samy mpifehy masina, dia mpifehy ho an'Andriamanitra avokoa, na ny avy tamin'ny taranak'i Eleazara, na ny avy tamin'ny taranak'Itamara.