1 Chronicles 25:11 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fahefatra dia an’i Jizry, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fahefatra an’i Isarì mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
Malagasy Bible 1865
ny fahefatra an'i Jizry, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fahefatra dia an’i Jizry, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
malagasy
ny fahefatra an'i Jizry, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;