1 Chronicles 25:12 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fahadimy dia an’i Netania, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fahadimy an’i Nathanià, mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
Malagasy Bible 1865
ny fahadimy an'i Netania, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fahadimy dia an’i Netania, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
malagasy
ny fahadimy an'i Netania, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;