1 Chronicles 25:19 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny faharoa amby folo dia an’i Hasabia, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny faha-12, an’i Hasabiasa mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
Malagasy Bible 1865
ny faharoa ambin'ny folo an'i Hasabia, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny faharoa amby folo dia an’i Hasabia, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
malagasy
ny faharoa ambin'ny folo an'i Hasabia, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;