1 Chronicles 25:21 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fahefatra amby folo dia an’i Matitia, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny faha-14, an’i Matatiasa, mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
Malagasy Bible 1865
ny fahefatra ambin'ny folo an'i Matitia, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny dia roa ambin'ny folo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fahefatra amby folo dia an’i Matitia, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
malagasy
ny fahefatra ambin'ny folo an'i Matitia, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny dia roa ambin'ny folo;