1 Chronicles 25:23 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fahenina amby folo dia an’i Hanania, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny faha-16, an’i Hananiasa mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
Malagasy Bible 1865
ny fahenina ambin'ny folo an'i Hanania, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fahenina amby folo dia an’i Hanania, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
malagasy
ny fahenina ambin'ny folo an'i Hanania, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;