1 Chronicles 25:26 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fahasivy amby folo dia an’i Maloty, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny faha-19, an’i Melotì mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
Malagasy Bible 1865
ny fahasivy ambin'ny folo an'i Maloty, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fahasivy amby folo dia an’i Maloty, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
malagasy
ny fahasivy ambin'ny folo an'i Maloty, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;