1 Chronicles 25:28 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fahiraika amby roapolo dia an’i Hotira, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny faha-21, an’i Otira mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;
Malagasy Bible 1865
ny fahiraika amby roa-polo an'i Hotira, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fahiraika amby roapolo dia an’i Hotira, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;
malagasy
ny fahiraika amby roa-polo an'i Hotira, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;