1 Chronicles 25:31 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fahefatra amby roapolo dia an’i Romamty-Ezera, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny faha-24, an’i Rômentiezera mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12.
Malagasy Bible 1865
ny fahefatra amby roa-polo an'i Romamti-ezera, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fahefatra amby roapolo dia an’i Romamty-Ezera, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo.
malagasy
ny fahefatra amby roa-polo an'i Romamti-ezera, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo.