1 Chronicles 25:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’i Hemana, ny zanany dia i Bokia, i Matania, i Oziela, i Seboela, i Jerimota, i Hanania, i Hanany, i Eliata, i Gidalty, i Romamty-Ezera, i Josbekasa, i Maloty, i Hotira ary i Mahaziota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’i Hemàna, ny zanaka lahin’i Hemàna: i Boksiao, i Mataniaò, i Ozilea, i Soboela, i Jerimota, i Hanaiasa, i Hananỳ, i Eliata, i Gedeltỳ, i Rômentiezera, i Jesbakasà, i Melotì, i Otira, ary i Mahaziôta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny an’ny zanakalahin’i Hemàna dia ry i Bokià sy i Matanià, i Hoziela, i Seboela, i Jerimôta, i Hananià, i Hananỳ, i Eliatà, i Gidaltỳ, i Rômamtỳ-Hezera, i Jôsbekasà, i Malôtỳ, i Hôtira, ary i Mahaziôta.
Malagasy Bible 1865
Tamin'i Hemana, ny zanany dia Bokia, Matania, Oziela, Seboela sy Jerimota, Hanania, Hanany, Eliata, Gidalty sy Romamti-ezera sy Josbekasa sy Maloty sy Hotira ary Mahaziota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’i Hemana, ny zanany dia i Bokia, i Matania, i Oziela, i Seboela, i Jerimota, i Hanania, i Hanany, i Eliata, i Gidalty, i Romamty-Ezera, i Josbekasa, i Maloty, i Hotira ary i Mahaziota.
malagasy
Tamin'i Hemana, ny zanany dia Bokia, Matania, Oziela, Seboela sy Jerimota, Hanania, Hanany, Eliata, Gidalty sy Romamti-ezera sy Josbekasa sy Maloty sy Hotira ary Mahaziota.