1 Chronicles 25:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo rehetra ireo no zanak’i Hemana, mpahitan’ny mpanjaka ny amin’ny tenin’Andriamanitra, natao hanandratra ny tandroka. Ary i Hemana dia efa nomen’Andriamanitra zazalahy efatra amby folo sy zazavavy telo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy rehetra ireo dia zanaka lahin’i Hemàna, izay mpahitan’ny mpanjaka, amin’ny tenin’Andriamanitra, hankalaza ny fahefany. Zazalahy 14 sy zazavavy telo no nomen’Andriamanitra an’i Hemàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Hemàna izay isehoam-pahitana ka mampita amin’ny mpanjaka ireo tenin’Andriamanitra, mba hanandratana ny heriny. Ary zazalahy 14 sy zazavavy telo no efa nomen’Andriamanitra an’i Hemàna.
Malagasy Bible 1865
Ireo rehetra ireo no zanak'i Hemana, mpahitan'ny mpanjaka ny amin'ny tenin'Andriamanitra, hanandratra ny tandroka. Ary Hemana dia efa nomen'Andriamanitra zazalahy efatra ambin'ny folo sy zazavavy telo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo rehetra ireo no zanak’i Hemana, mpahitan’ny mpanjaka ny amin’ny tenin’Andriamanitra, natao hanandratra ny tandroka. Ary i Hemana dia efa nomen’Andriamanitra zazalahy efatra amby folo sy zazavavy telo.
malagasy