1 Chronicles 25:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny isan’izy ireo, miaraka amin’ny rahalahiny, izay efa nianatra ny hira ho an’NY TOMPO ka tonga lafatra ny fahaizany azy, dia valo amby valopolo sy roanjato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny isan’izy ireo, mbamin’ny rahalahiny, izay efa nianatra nihira ho an’i Iaveh, izay rehetra efa nahay tsara, dia 288.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo rehetra efa havanana amin’ny hira ireo, miaraka amin’ny sokaji-mpihira izay ofaniny koa hihira ho an’ny TOMPO, dia 288 no isany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny isany mbamin'ny rahalahiny, izay efa nianatra ny hira ho an'i Jehovah izay rehetra nahay dia valo amby valo-polo amby roan-jato.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny isan’izy ireo, miaraka amin’ny rahalahiny, izay efa nianatra ny hira ho an’NY TOMPO ka tonga lafatra ny fahaizany azy, dia valo amby valopolo sy roanjato.
malagasy
Ary ny isany mbamin'ny rahalahiny, izay efa nianatra ny hira ho an'i Jehovah izay rehetra nahay dia valo amby valo-polo amby roan-jato.