1 Chronicles 25:9 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny antsapaka voalohany dia azon’i Josefa avy amin’ny taranak’i Asafa; ny faharoa dia an’i Gedalia, izy mbamin’ny rahalahiny sy ny zanany: Roa amby folo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny loka voalohany, amin’ireo an’i Asafa, dia nahazo an’i Josefa; ny faharoa, an’i Godoliasa; izy mbamin’ireo rahalahiny sy ny zanany lahy: 12;
Malagasy Bible 1865
Ary ny loka voalohany dia azon'i Josefa avy amin'ny taranak'i Asafa; ny faharoa an'i Gedalia, izy mbamin'ny rahalahiny sy ny zanany, dia roa ambin'ny folo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny antsapaka voalohany dia azon’i Josefa avy amin’ny taranak’i Asafa; ny faharoa dia an’i Gedalia, izy mbamin’ny rahalahiny sy ny zanany: Roa amby folo;
malagasy