1 Chronicles 26:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny antokon’ny mpiandry varavarana: Tamin’ny Koraìta dia i Meselemia, zanak’i Kore, avy tamin’ny zanak’i Asafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao avy no antokon’ny mpiandry varavarana: Tamin’ny Kôreita: i Meselemià zanak’i Kôre, avy amin’ny zanak’i Asafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ny mpiandry vavahady, dia izao no fitsinjarana azy ho antokony: Tamin’ny taranak’i Kôra dia i Meselemià zanakalahin’i Kôra sady zafin’i Abiasafa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ny antokon'ny mpiandry varavarana: Tamin'ny Koraita dia Meselemia, zanak'i Kore, avy tamin'ny zanak'i Asafa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny antokon’ny mpiandry varavarana: Tamin’ny Koraìta dia i Meselemia, zanak’i Kore, avy tamin’ny zanak’i Asafa.
malagasy
[Ny amin'ny mpiandry varavarana] Ary ny amin'ny antokon'ny mpiandry varavarana: Tamin'ny Koraita dia Meselemia, zanak'i Kore, avy tamin'ny zanak'i Asafa.