1 Chronicles 26:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Hosa tamin’ny taranak’i Merary dia nanan-janakalahy, dia i Simry no lohany; fa izy no nataon’ny rainy ho lohany na dia tsy lahimatoa aza izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny taranak’i Merarì, i Hosa nanan-janaka, dia i Semrì filohany; tsy mba lahimatoa izy nefa natsangan-drainy ho lohany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny an’i Hôsà, izay anisan’ireo taranak’i Merarỳ, dia nisy efa-dahy ny zanany: i Simrỳ no voalohany (tsy lahimatoa izy kanefa nataon-drainy lohalaharana),
Malagasy Bible 1865
Ary Hosa, tamin'ny taranak'i Merary, nanan-janakalahy, dia Simry, lohany (fa na dia tsy lahimatoa aza izy, dia izy no nataon-drainy ho lohany),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Hosa tamin’ny taranak’i Merary dia nanan-janakalahy, dia i Simry no lohany; fa izy no nataon’ny rainy ho lohany na dia tsy lahimatoa aza izy;
malagasy
Ary Hosa, tamin'ny taranak'i Merary, nanan-janakalahy, dia Simry, lohany (fa na dia tsy lahimatoa aza izy, dia izy no nataon-drainy ho lohany),