1 Chronicles 26:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Hilkia, lahiaivo; i Tebalia, fahatelo ary i Zakaria, fahefatra; ny zanakalahin’i Hosa sy ny rahalahiny rehetra dia telo amby folo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Helkiasa faharoa, i Tabeliasa fahatelo, i Zakariasa fahefatra. 13 izy no tontalin’ny zanaka aman-drahalahin’i Hosa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Hilkià faharoa, i Tebalià fahatelo ary i Zakarià fahefatra. Ny an’i Hôsà dia nisy 13 lahy ny zanany sy ny havany rehetra no mpiandry vavahady.
Malagasy Bible 1865
sy Hilkia, lahiaivo, sy Tebalia, fahatelo, ary Zakaria, fahefatra; ny zanakalahin'i Hosa sy ny rahalahiny rehetra dia telo ambin'ny folo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Hilkia, lahiaivo; i Tebalia, fahatelo ary i Zakaria, fahefatra; ny zanakalahin’i Hosa sy ny rahalahiny rehetra dia telo amby folo.
malagasy
sy Hilkia, lahiaivo, sy Tebalia, fahatelo, ary Zakaria, fahefatra; ny zanakalahin'i Hosa sy ny rahalahiny rehetra dia telo ambin'ny folo.