1 Chronicles 26:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izy ireo, na ny kely na ny lehibe, dia nanao antsapaka avokoa araka ny fianakaviany ny ho amin’ny isam-bavahady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao filokàna ny amin’ny isam-baravarana avy izy, na ny kely na ny lehibe, araka ny fianakaviany avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao antsapaka izy rehetra, na ny kely na ny lehibe, araka ny fianakaviany, ny amin’ny vavahady tsirairay avy.
Malagasy Bible 1865
Ary izy ireo, na ny kely na ny lehibe, dia nanao filokana avokoa araka ny fianakaviany ny ho amin'ny isam-bavahady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izy ireo, na ny kely na ny lehibe, dia nanao antsapaka avokoa araka ny fianakaviany ny ho amin’ny isam-bavahady.
malagasy
Ary izy ireo, na ny kely na ny lehibe, dia nanao filokana avokoa araka ny fianakaviany ny ho amin'ny isam-bavahady.