1 Chronicles 26:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
An’i Obeda-Edoma ny atsimo, ary an’ny zanany ny trano fitahirizan-drakitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ny lafiny atsimo, azon’i Obededôma, ary ny trano fitahirizana, an’ny zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ny vavahady atsimo, dia azon’i Hôbeda-Edôma, ary ny amin’ny trano fitahirizana entana, dia azon’ireo zanany.
Malagasy Bible 1865
An'i Obed-edoma ny atsimo, ary an'ny zanany ny trano firaketana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
An’i Obeda-Edoma ny atsimo, ary an’ny zanany ny trano fitahirizan-drakitra.
malagasy
An'i Obed-edoma ny atsimo, ary an'ny zanany ny trano firaketana.