1 Chronicles 26:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
An’i Sopima sy i Hosa ny andrefana mbamin’ny vavahady Saleketa, amin’ny lalana miakatra; ary feno avokoa ny toerana fiambenana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ny lafiny andrefana, akaikin’ny vavahady Sikaleketa amin’ny lalana miakatra, azon’i Sefima sy i Hosa: nifanandrify ny antoko-mpiambina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ny vavahady andrefana mbamin’ilay vavahady atao hoe Saleketa izay eo an-tampon’ny lala-miakatra dia azon’ny Hôsà. Nisy anjara fiambenana nifandimbiasana:
Malagasy Bible 1865
An'i Sopima sy Hosa ny andrefana mbamin'ny vavahady Saleketa amin'ny lalana miakatra; ary dia feno avokoa ny fiambenana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
An’i Sopima sy i Hosa ny andrefana mbamin’ny vavahady Saleketa, amin’ny lalana miakatra; ary feno avokoa ny toerana fiambenana.
malagasy
An'i Sopima sy Hosa ny andrefana mbamin'ny vavahady Saleketa amin'ny lalana miakatra; ary dia feno avokoa ny fiambenana.