1 Chronicles 26:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tany amin’ireo trano madinika tao andrefana dia nisy efatra nanatrika ny lalana, ary roa no tao amin’ireo trano madinika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’ny lafin’ny trano fanampiny, any andrefana: efatra tamin’ny lalana, roa tamin’ny trano fanampiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tamin’ny trano fanampiny, teo andrefana, nisy levita efatra ho an’ny lalana ary nisy levita roa ho an’ny trano.
Malagasy Bible 1865
Tany Parbara andrefana nisy efatra amin'ny lalana, ary roa tao Parbara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tany amin’ireo trano madinika tao andrefana dia nisy efatra nanatrika ny lalana, ary roa no tao amin’ireo trano madinika.
malagasy
Tany Parbara andrefana nisy efatra amin'ny lalana, ary roa tao Parbara.[Izahao 2 Mpan. xxiii. 11]