1 Chronicles 26:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no antokon’ny mpiandry ny varavarana tamin’ny taranak’i Kora sy ny taranak’i Merary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no nanokotokoana ny mpiandry varavarana, amin’ny taranak’i Kôreita sy ny taranak’i Merarỳ.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ireo no antokon’ny mpiandry vavahady tamin’ny taranak’i Kôra sy tamin’ny taranak’i Merarỳ.
Malagasy Bible 1865
Dia Ireo no antokon'ny mpiandry varavarana tamin'ny taranak'i Kora sy ny taranak'i Merary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no antokon’ny mpiandry ny varavarana tamin’ny taranak’i Kora sy ny taranak’i Merary.
malagasy
Dia Ireo no antokon'ny mpiandry varavarana tamin'ny taranak'i Kora sy ny taranak'i Merary.