1 Chronicles 26:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Meselemia dia i Zakaria, lahimatoa; i Jediaela, lahiaivo; i Zebadia, fahatelo; i Jatniela, fahefatra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Meselemià: i Zakariasa lahimatoa, i Jadihela faharoa, i Zabadiasa fahatelo, i Jatanaela fahefatra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy fito lahy ny an’io Meselemià io ny zanany: dia i Zakarià lahimatoa, i Jedihaela lahiaivo, i Zebadià fahatelo, i Jatniela fahefatra,
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Meselemia dia Zakaria, lahimatoa, sy Jediaela, lahiaivo, sy Zebadia, fahatelo, sy Jediaela, fahefatra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Meselemia dia i Zakaria, lahimatoa; i Jediaela, lahiaivo; i Zebadia, fahatelo; i Jatniela, fahefatra;
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Meselemia dia Zakaria, lahimatoa, sy Jediaela, lahiaivo, sy Zebadia, fahatelo, sy Jediaela, fahefatra,