1 Chronicles 26:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny levita dia i Ahia no tonian’ny efitrano fitahirizana sy ny rakitra masina ao amin’ny tranon’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Levita rahalahin’ireo, no tonian’ny rakitry ny tranon’Andriamanitra, sy ny rakitr’ireo zavatra voahasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny levita naman’ireo kosa dia nisy mpiandraikitra ny zavatra sarobidy tao an- tempolin’Andriamanitra, zavatra sarobidy izay voatokana ho an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny Levita dia Ahia no tonian'ny rakitry ny tranon'Andriamanitra sy ny zavatra nohamasinina ho rakitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny levita* dia i Ahia no tonian’ny efitrano fitahirizana sy ny rakitra masina ao amin’ny tranon’Andriamanitra.
malagasy
[Ny amin'ny raharaha sasany koa nataon'ny Levita] Ary tamin'ny Levita dia Ahia no tonian'ny rakitry ny tranon'Andriamanitra sy ny zavatra nohamasinina ho rakitra.[Na: (ary ny Levita rahalahiny)]