1 Chronicles 26:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny taranak’i Ladana, ilay Ladana gersonita, ireo lohan’ny fianakavian’i Ladana gersonita, dia ny Jehielita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny taranak’i Ledàna, izany hoe: ny taranaky ny Gersônita avy amin’i Ledàna loham-pianakavian’i Ledàna Gersônita, dia i Jehiela;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taranak’i Lahadàna, ilay Lahadàna zanakalahin’i Gersôna, dia i Jehielỳ
Malagasy Bible 1865
Ny taranak'i Ladana, ilay Ladana Gersonita, ireo lohan'ny fianakavian'i Ladana Gersonita, dia ny Jehielita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny taranak’i Ladana, ilay Ladana gersonita, ireo lohan’ny fianakavian’i Ladana gersonita, dia ny Jehielita.
malagasy
Ny taranak'i Ladana, ilay Ladana Gersonita, ireo lohan'ny fianakavian'i Ladana Gersonita, dia ny Jehielita.