1 Chronicles 26:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny rahalahiny avy tamin’i Eliezera dia i Rehabia, zanak’i Eliezera; i Jesaia, zanak’i Rehabia; i Jorama, zanak’i Jesaia; i Zikry, zanak’i Jorama ary i Selomota, zanak’i Zikry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ireo rahalahiny avy amin’i Eliezera, izay nanan-janaka an’i Rahabià, izay nanan-janaka an’i Isaiasa, izay nanan-janaka an’i Jôrama, izay nanan-janaka an’i Zekri, izay nanan-janaka an’i Selemita,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny havan’i Sobaela, avy amin’i Elihezera (rahalahin’i Gersôma), dia ireto avy: i Rehabià zanakalahin’i Elihezera, i Jesahià zanakalahin’i Rehabià, i Jôrama zanakalahin’i Jesahià, i Zikrỳ zanakalahin’i Jôrama, ary i Selômôta zanakalahin’i Zikrỳ.
Malagasy Bible 1865
Ary ny rahalahiny avy tamin'i Eliezera dia Rehabia, zanak'i Eliezera, sy Jesaia, zanak'i Rehabia, sy Jorama, zanak'i Jesaia, sy Zikry, zanak'i Jorama, ary Selomota, zanak'i Zikry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny rahalahiny avy tamin’i Eliezera dia i Rehabia, zanak’i Eliezera; i Jesaia, zanak’i Rehabia; i Jorama, zanak’i Jesaia; i Zikry, zanak’i Jorama ary i Selomota, zanak’i Zikry.
malagasy
Ary ny rahalahiny avy tamin'i Eliezera dia Rehabia, zanak'i Eliezera, sy Jesaia, zanak'i Rehabia, sy Jorama, zanak'i Jesaia, sy Zikry, zanak'i Jorama, ary Selomota, zanak'i Zikry.