1 Chronicles 26:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny zavatra azony babo tamin’ny ady dia nisy nohamasininy hoenti-manamboatra ny tranon’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny babo azo tamin’ny ady no nanokanan’izy ireo izany hoenti-miahy ny tranon’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny fitaovana azon’ireo tamin’ny ady mantsy no nisy nanokanany mba hoenti-miahy ny tranon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny babo izay azony tamin'ny ady nisy nohamasininy ho enti-manamboatra ny tranon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny zavatra azony babo tamin’ny ady dia nisy nohamasininy hoenti-manamboatra ny tranon’NY TOMPO.
malagasy
Tamin'ny babo izay azony tamin'ny ady nisy nohamasininy ho enti-manamboatra ny tranon'i Jehovah.