1 Chronicles 26:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny Jizarita dia i Kenania sy ny zanany no voatendry ho amin’ny raharaha ivelany amin’ny Israely ka ho mpifehy sy mpitsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny Isaarita, dia i Koneniasa mbamin’ireo zanany no voatendry ho amin’ny raharaha ivelany amin’i Israely, ho mpanoratra sy mpitsara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taranak’i Jitsehara, dia i Kenanià sy ny zanany no voatendry hanao ny raharaha fandaminana teo amin’i Israely, ka ho mpifehy sy mpitsara.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny Jizarita dia Kenania sy ny zanany no voatendry ho amin'ny raharaha ivelany amin'ny Isiraely, dia ho mpifehy sy mpitsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny Jizarita dia i Kenania sy ny zanany no voatendry ho amin’ny raharaha ivelany amin’ny Israely ka ho mpifehy sy mpitsara.
malagasy
Tamin'ny Jizarita dia Kenania sy ny zanany no voatendry ho amin'ny raharaha ivelany amin'ny Isiraely, dia ho mpifehy sy mpitsara.