1 Chronicles 26:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Semaia zanany dia niteraka zazalahy maromaro izay samy tonga mpanapaka tamin’ny fianakavian’ny rainy satria samy mpiady mahery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Semeiàsa zanany lahy niteraka zazalahy, izay samy tonga filohany tamin’ny fianakavian-drainy, fa lehilahy mahery fo izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Semahià zanany dia niteraka zazalahy maromaro izay samy olom-banona ka tonga mpanapaka tao amin’ny isam-pianakaviany avy.
Malagasy Bible 1865
Ary Semaia zanany niteraka zazalahy maromaro izay samy tonga mpanapaka tamin'ny fianakavian-drainy, satria samy lehilahy mahay izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Semaia zanany dia niteraka zazalahy maromaro izay samy tonga mpanapaka tamin’ny fianakavian’ny rainy satria samy mpiady mahery.
malagasy
Ary Semaia zanany niteraka zazalahy maromaro izay samy tonga mpanapaka tamin'ny fianakavian-drainy, satria samy lehilahy mahay izy.