1 Chronicles 26:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Semaia dia i Otny, i Refaela, i Obeda ary i Elzabada mbamin’ireo rahalahiny, mpiady mahery, dia i Eliho sy i Semakia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Semeiàsa: i Otnì, i Rafaely, i Obeda, i Elzabada mbamin’ireo rahalahiny, samy lehilahy mahery fo, ary i Eliò sy i Samakiasa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Semahià dia i Hôtnỳ sy i Refaela ary i Hôbeda sy i Elzabada mbamin’ireo rahalahiny anankiroa izay samy olom-banona, dia i Elihò sy i Semakià.
Malagasy Bible 1865
Ny zanakalahin'i Semaia dia Otny sy Refaela sy Obeda ary Elzabada mbamin'ireo rahalahiny, lehilahy mahay, dia Eliho sy Semakia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Semaia dia i Otny, i Refaela, i Obeda ary i Elzabada mbamin’ireo rahalahiny, mpiady mahery, dia i Eliho sy i Semakia.
malagasy
Ny zanakalahin'i Semaia dia Otny sy Refaela sy Obeda ary Elzabada mbamin'ireo rahalahiny, lehilahy mahay, dia Eliho sy Semakia.