1 Chronicles 27:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahafito, ho amin’ny volana fahafito, dia i Heleza pelonita, isan’ny taranak’i Efraima; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Helesa, Falônita, isan-taranak’i Efraima no fahafito, ho amin’ny volana fahafito, ary 24.000 no isan’ny antokony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny fokon’i Efraîma, dia i Hôsea zanakalahin’i Hazazià. Tamin’ny antsasa-pokon’i Manase, dia i Jôela zanakalahin’i Pedaià.
Malagasy Bible 1865
Ny fahafito, ho amin'ny volana fahafito, dia Heleza Pelonita, isan'ny taranak'i Efraima; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahafito, ho amin’ny volana fahafito, dia i Heleza pelonita, isan’ny taranak’i Efraima; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.
malagasy
Ny fahafito, ho amin'ny volana fahafito, dia Heleza Pelonita, isan'ny taranak'i Efraima; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.