1 Chronicles 27:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahavalo, ho amin’ny volana fahavalo, dia i Sibekay hosatita, isan’ny Zerita; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Sobokay, Hosatita, amin’ny fianakavian’i Zarahita no fahavalo ho amin’ny volana fahavalo, ary 24.000 no isan’ny antokony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny antsasa-pokon’i Manase tao Gilehada, dia i Jidao zanakalahin’i Zakarià. Tamin’ny fokon’i Benjamîna, dia i Jahasiela zanakalahin’i Abnera.
Malagasy Bible 1865
Ny fahavalo, ho amin'ny volana fahavalo, dia Sibekay Hosatita, isan'ny Zerita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahavalo, ho amin’ny volana fahavalo, dia i Sibekay hosatita, isan’ny Zerita; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.
malagasy
Ny fahavalo, ho amin'ny volana fahavalo, dia Sibekay Hosatita, isan'ny Zerita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.