1 Chronicles 27:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahasivy, ho amin’ny volana fahasivy, dia i Abiezera anatotita, isan’ny Benjaminita; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Abiezera avy any Anatôta isan-taranak’i Benjamina no fahasivy, ary 24.000 no isan’ny antokony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny fokon’i Dana, dia i Hazarela zanakalahin’i Jerôhama. Ireo no filohan’ny fokon’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ny fahasivy, ho amin'ny volana fahasivy, dia Abiezera Anatotita, Isan'ny Benjamita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahasivy, ho amin’ny volana fahasivy, dia i Abiezera anatotita, isan’ny Benjaminita; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.
malagasy
Ny fahasivy, ho amin'ny volana fahasivy, dia Abiezera Anatotita, Isan'ny Benjamita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.