1 Chronicles 27:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny faharoa amby folo, ho amin’ny volana faharoa amby folo, dia i Helday netofatita, isan’ny taranak’i Otniela; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Holdaì avy any Netofà, amin’ny fianakavian’i Otoniela, no faha-12, ho amin’ny volana faha-12, ary 24.000 isan’ny antokony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Hazmavety, zanakalahin’i Hadiela, no mpiandraikitra ny zava-tsarobidin’ny mpanjaka. I Jônatàna, zanakalahin’i Hozià, no mpiandraikitra ny trano fitahirizam-bokatra, na tany ambanivohitra na tamin’ny tanàn-dehibe na tamin’ny tanàna kely na tamin’ny tilikambo fiarovana.
Malagasy Bible 1865
Ny faharoa ambin'ny folo, ho amin'ny volana faharoa ambin'ny folo, dia Helday Netofatita, isan'ny taranak'i Otniela; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny faharoa amby folo, ho amin’ny volana faharoa amby folo, dia i Helday netofatita, isan’ny taranak’i Otniela; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.
malagasy
Ny faharoa ambin'ny folo, ho amin'ny volana faharoa ambin'ny folo, dia Helday Netofatita, isan'ny taranak'i Otniela; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.