1 Chronicles 27:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lohan’ireo fokon’ny Israely: Tamin’ny Robenita dia i Eliezera, zanakalahin’i Zikry; tamin’ny Simeonita dia i Sefatia, zanakalahin’i Maka;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao kosa no lohan’ny fokon’i Israely: amin’ny Robenita, i Eliezera zanak’i Zekri; amin’ny Simeônita, i Safatiasa zanak’i Maakà;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Hezrỳ, zanakalahin’i Keloba, no mpiandraikitra ny tantsaha mpiasa tany.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no lohan ny firenen'Isiraely: Tamin'ny Robenita dia Eliezera, zanakalahin'i Zikry; tamin'ny Simeonita dia Sefatia, zanakalahin'i Maka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lohan’ireo fokon’ny Israely: Tamin’ny Robenita dia i Eliezera, zanakalahin’i Zikry; tamin’ny Simeonita dia i Sefatia, zanakalahin’i Maka;
malagasy
[Ny lohan'ny firenena roa ambin'ny folo] Ary izao no lohan ny firenen'Isiraely: Tamin'ny Robenita dia Eliezera, zanakalahin'i Zikry; tamin'ny Simeonita dia Sefatia, zanakalahin'i Maka;