1 Chronicles 27:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’ny levita dia i Hasabia, zanakalahin’i Kemoela; tamin’ny Aronita dia i Zadoka;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’ny Levita: i Hasabiasa zanak’i Kamoela; amin’ny fianakavian’i Aarôna, i Sadôka;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Simehỳ, avy any Ramà, no mpiandraikitra ny tanimboaloboka. I Zabdỳ, avy any Sefama, no mpiandraikitra ny tahirin-divay any amin’ny tanimboaloboka.
Malagasy Bible 1865
tamin'ny Levita dia Hasabia, zanakalahin'i Kemoela; tamin'ny Aronita dia Zadoka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’ny levita* dia i Hasabia, zanakalahin’i Kemoela; tamin’ny Aronita dia i Zadoka;
malagasy
tamin'ny Levita dia Hasabia, zanakalahin'i Kemoela; tamin'ny Aronita dia Zadoka;