1 Chronicles 27:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’ny Joda dia i Eliho, izay isan’ny rahalahin’i Davida; tamin’ny Isakara dia i Omry, zanakalahin’i Mikaela;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’i Jodà, i Eliò rahalahin’i Davida; amin’i Isakara, i Amrì zanak’i Mikaela;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Bahala-Hanàna, avy any Bety-Gedera, no mpiandraikitra ny voly ôliva sy aviavy any amin’ny lemak’i Sefelà. I Jôhasa no mpiandraikitra ny tahirin-diloilo.
Malagasy Bible 1865
tamin'ny Joda dia Eliho, izay isan'ny rahalahin'i Davida; tamin'ny Isakara dia Omry, zanakalahin'i Mikaela;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’ny Joda dia i Eliho, izay isan’ny rahalahin’i Davida; tamin’ny Isakara dia i Omry, zanakalahin’i Mikaela;
malagasy
tamin'ny Joda dia Eliho, izay isan'ny rahalahin'i Davida; tamin'ny Isakara dia Omry, zanakalahin'i Mikaela;