1 Chronicles 27:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’ny Zebolona dia i Jismaia, zanakalahin’i Obadia; tamin’ny Naftaly dia i Jerimota, zanakalahin’i Azriela;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’i Zabolôna, i Jesmaiasa zanak’i Abdiasa; amin’i Neftalì, i Jerimota zanak’i Osriela;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Sitray, avy any Sarôna, no mpiandraikitra ny omby nandrasana tany Sarôna. I Safata, zanakalahin’i Hadlay, no mpiandraikitra ny omby nandrasana tan-dohasaha.
Malagasy Bible 1865
tamin'ny Zebolona dia Jismala, zanakalahin'i Obadia; tamin'ny Naftaly dia Jerimota, zanakalahin'i Azriela;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’ny Zebolona dia i Jismaia, zanakalahin’i Obadia; tamin’ny Naftaly dia i Jerimota, zanakalahin’i Azriela;
malagasy
tamin'ny Zebolona dia Jismala, zanakalahin'i Obadia; tamin'ny Naftaly dia Jerimota, zanakalahin'i Azriela;