1 Chronicles 27:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny nifehy ny antoko voalohany, ho amin’ny volana voalohany, dia i Jasobeama, zanak’i Zabdiela; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jerôbôama zanak’i Zabdiela, no lohan’ny antokony voalohany ho amin’ny volana voalohany, 24.000 no isan’ny antokony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka ireto avy no mpibaiko azy: Volana voalohany: I Jasôbehama, zanakalahin’i Zabdiela sady isan’ny taranak’i Peretsa; filohan’ireo mpifehy miaramila rehetra izy amin’ny volana voalohany. Volana faharoa: i Dôday, avy any Ahôa; ilay komandy atao hoe Miklôta no manampy azy.
Malagasy Bible 1865
Ny nifehy ny antokony voalohany, ho amin'ny volana voalohany, dia Jasobeama, zanak'i Zabdiela, ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny nifehy ny antoko voalohany, ho amin’ny volana voalohany, dia i Jasobeama, zanak’i Zabdiela; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.
malagasy
Ny nifehy ny antokony voalohany, ho amin'ny volana voalohany, dia Jasobeama, zanak'i Zabdiela, ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina;