1 Chronicles 27:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’ny taranak’i Efraima dia i Hosea, zanakalahin’i Azazia; tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase dia i Joela, zanakalahin’i Pedaia;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’i taranak’i Efraima: i Osea zanak’i Ozazio; amin’ny antsasam-pokon’i Manase, i Joela zanak’i Fadaiasa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Ôbila, izay Jismahelita, no mpiandraikitra ny rameva. I Jehedeià, avy any Merônôta, no mpiandraikitra ny borikivavy.
Malagasy Bible 1865
tamin'ny taranak'i Efraima dia Hosea, zanakalahin'i Azazia; tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase dia Joela, zanakalahin'i Pedaia;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’ny taranak’i Efraima dia i Hosea, zanakalahin’i Azazia; tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase dia i Joela, zanakalahin’i Pedaia;
malagasy
tamin'ny taranak'i Efraima dia Hosea, zanakalahin'i Azazia; tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase dia Joela, zanakalahin'i Pedaia;