1 Chronicles 27:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase tao Gileada dia Ido, zanakalahin’i Zakaria; tamin’ny Benjamina dia i Jasiela, zanakalahin’i Abnera;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’ny antsasam-pokon’i Manase any Galaada, i Jadô zanak’i Zakariasa; amin’i Benjamina, i Jasiela zanak’i Abnera;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jaziza, izay Hagrita, no mpiandraikitra ny ondry aman’osy. Ireo rehetra ireo no mpiandraikitra ny fananan’i Davida mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase tao Gileada dia Ido, zanakalahin'i Zakaria; tamin'ny Benjamina dia Jasiela, zanakalahin'i Abnera;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase tao Gileada dia Ido, zanakalahin’i Zakaria; tamin’ny Benjamina dia i Jasiela, zanakalahin’i Abnera;
malagasy
tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase tao Gileada dia Ido, zanakalahin'i Zakaria; tamin'ny Benjamina dia Jasiela, zanakalahin'i Abnera;