1 Chronicles 27:26 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny mpifehy ny mpiasa tany an-tsaha hiasa ny tany dia i Ezry, zanak’i Keloba;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Ezrỳ zanak’i Keloba no amin’ny mpiasa any an-tsaha, miasa ny tany;
Malagasy Bible 1865
ary ny mpifehy ny mpiasa tany an-tsaha hiasa ny tany dia Ezry, zanak'i Keloba;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny mpifehy ny mpiasa tany an-tsaha hiasa ny tany dia i Ezry, zanak’i Keloba;
malagasy
ary ny mpifehy ny mpiasa tany an-tsaha hiasa ny tany dia Ezry, zanak'i Keloba;