1 Chronicles 27:28 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny mpiandraikitra ny hazo oliva sy ny aviavy any Sefela dia i Baala-Hanana gaderita; ny tonian’ny fitahirizana diloilo dia i Joasy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Balanàna avy any Gederà no amin’ny ôliva sy ny aviavy any amin’ny Sefelà; i Jôasa no amin’ny diloilo voavory;
Malagasy Bible 1865
ary ny tonian'ny hazo oliva sy ny aviavy eny amin'ny tany lemaka amoron-tsiraka dia Bala-hanana Gaderita; ary ny tonian'ny diloilo tehirizina dia Joasy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny mpiandraikitra ny hazo oliva sy ny aviavy any Sefela dia i Baala-Hanana gaderita; ny tonian’ny fitahirizana diloilo dia i Joasy;
malagasy
ary ny tonian'ny hazo oliva sy ny aviavy eny amin'ny tany lemaka amoron-tsiraka dia Bala-hanana Gaderita; ary ny tonian'ny diloilo tehirizina dia Joasy;[Heb. Sefela]