1 Chronicles 27:29 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny mpiandraikitra ny fiandrasana omby any Saròna dia i Sitiray sarònita; ny mpiandraikitra ny omby any an-dohasaha dia i Safata, zanak’i Adlay;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Setraì avy any Sarôna no amin’ny omby andrasana any Sarôna; i Safàta zanak’i Adlì no amin’ny omby eny an-dohasaha;
Malagasy Bible 1865
ary ny tonian'ny omby nandrasana tany Sarôna dia Sitray Sarônita; ary ny tonian'ny omby tany an-dohasaha dia Safata, zanak'i Adlay;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny mpiandraikitra ny fiandrasana omby any Saròna dia i Sitiray sarònita; ny mpiandraikitra ny omby any an-dohasaha dia i Safata, zanak’i Adlay;
malagasy